|
|
|
|

Entry mikorisa (korisa)
Part of speech active verb
 Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy
Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý [1.1]
 To slide along [1.7]
 Glisser [1.8]
Morphology 
Present : mikorisa
Past : nikorisa
Future : hikorisa
Imperative : mikorisà

Entry mikorisà (korisa)
Part of speech imperative of active verb mikorisa [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20