| Entry |
korisa
(risa)
|
| Part of speech | noun
|
| | Hasasarana, fitambotsorana tsikelikely avy eo amin' ny toerana kisolosolo sy malama, fisosana eo ambonin' ny ... [1.10]
|
| | Fisosana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika; fandeha misosa fotsiny nefa tsy mamindra fa misononoka; fibolisarana. [1.1]
|
| | A sliding, a rolling [1.7]
|
| | Action de glisser sur, d’avancer en glissant, ou en roulant doucement, de frotter comme en polissant, de traîner à terre [1.3]
|
| | Action d'avancer en glissant [1.8]
|
| Derivatives |
| Synonyms | ~ |
|