|
|
|
|

Entry mikapa (kapa)
Part of speech active verb
 Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
Mitovy hevitra: mamira
Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
Mitovy hevitra: mipaika
Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa
Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny [1.1]
 To cut a tree; to cut wood [1.7]
 Abattre un arbre; couper [1.8]
Morphology 
Present : mikapa
Past : nikapa
Future : hikapa
Imperative : mikapà

Entry mikapa
Part of speech active verb
  [Sihanaka] Misoroka [1.78]

Entry mikapà (kapa)
Part of speech imperative of active verb mikapa [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Entry mikapa (kapa)
Part of speech active verb
 Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [1.1]
 To wear sandals [1.7]
 Porter sandales [1.8]
Morphology 
Present : mikapa
Past : nikapa
Future : hikapa

Updated on 2022/09/13