|
|
|
|

Entry kapa
Part of speech noun
 Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. [1.1]
 A cutting, a hewing [1.7]
 Action de couper, d'abattre [1.8]
Derivatives 

Entry kapa
Part of speech noun
 Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. [1.1]

Entry kapa
Part of speech noun
 Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony [1.1]
 Sandals [1.7]
 Sandales [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Article 

Updated on 2023/10/28