| Entry |
mijadona
(jadona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
|
| | Manao zoro mahitsy [1.13]
|
| | être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3]
|
| | Perpendiculaire [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.
[2.996]
|
| 2 | Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana;
[2.245]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mijadona |
| Past : |
nijadona |
| Future : |
hijadona |
| Imperative : |
mijadòna |
|
|
| Entry |
mijadòna
(jadona)
|
| Part of speech | imperative of active verb mijadona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|