| Entry |
jadona
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1]
|
| | Tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [1.13]
|
| | Despotic authority [1.7]
|
| | Despotisme [1.3, 1.8]
|
| | Position droite, fixe Figuré: la raison du plus fort [1.3]
|
| | Dictature [1.13]
|
| Examples | izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena:
[2.48]
|
| Derivatives |
| Quotes |
|
| Entry |
jadona
|
| Part of speech | adjective
|
| | Authoritarian [1.7]
|
| | Despotique [1.8]
|
|
| Entry |
jadoña
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanala]
Mpiambina andro na alina [1.78]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
jadona
|
| Part of speech | noun
|
| | Perpendiculaire [1.13]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
Jadòna
|
| Part of speech | name (biblical)
|
| | Jadon [2.996]
|
| | Yadôn [2.996]
|
| Vocabulary |
|