|
|
|
|

Entry mihenahena (henahena (hena))
Part of speech active verb
 Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina
Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?
Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy
Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [1.1]
Morphology 
Present : mihenahena
Past : nihenahena
Future : hihenahena
Imperative : mihenahenà

Entry mihenahenĂ  (henahena (hena))
Part of speech imperative of active verb mihenahena [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20