| Entry | mifia-dranomaso | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | mifiaka, rano, maso | |
| Tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1] | ||
| To cry continually. [1.2] | ||
| Updated on 2025/10/11 |
|