| Entry |
maso
|
| Part of speech | noun
|
/m:holonym>
| | Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana [1.1]
|
| | The eye [1.7]
|
| | L'oeil [1.8]
|
| | Oeil [1.13]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
Oeil [1.405]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity?
[2.4]
|
| 2 | Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy.
[2.324]
|
| 3 | Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko.
[2.471]
|
| 4 | Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
maso,
masoko,
masonao,
masony,
masontsika,
masonay,
masonareo,
mason',
mason-,
masom- |
|
| Derivatives |
| Article |
|