| Entry | mifandanja (lanja) | |
| Part of speech | adjective | |
| Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy [1.1] | ||
| Proportionnel. [1.13] | ||
| Examples | raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho.
[2.131] | |
| Updated on 2023/08/11 |
|