| Entry |
lanja
|
| Part of speech | noun
|
| | Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io? Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1]
|
| | Weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [1.2]
|
| | Weight [1.7]
|
| | Poids, pesanteur [1.8]
|
| | Importance; masse, dose [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana;
[2.285]
|
| 2 | Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato.
[2.114]
|
| 3 | mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany.
[2.606]
|
|
| Derivatives |
|