|
|
|
|

Entry miantsinanana (antsinanana (atsinanana))
Part of speech active verb
 Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny? -- Niantainanana any no nahitako azy [1.1]
 To go to the east [1.2, 1.7]
 Se diriger vers l'est [1.3]
 Aller vers l'est [1.8]
Examples 
1Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[2.131]
2Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [2.470]
3Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [2.472]
4Hazakaza-madinika hampafana ny tena aloha no nanombohana raha vao nivoaka an' Ambodivonkely ka hiantsinanam-bava tamin' iny vahilava iny [2.643]
Morphology 
Present : miantsinanana, miantsinanam-, miantsinanam-
Past : niantsinanana, niantsinanam-, niantsinanam-
Future : hiantsinanana, hiantsinanam-, hiantsinanam-
Imperative : miantsinanàna
Analogs  mianavaratra ~ mianatsimo ~ miankandrefana

Entry miantsinanàna (antsinanana (atsinanana))
Part of speech imperative of active verb miantsinanana [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20