| Entry | miankina (ankina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra [1.1] | |||||||||
| To recline on, to lean against To depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. [1.2] | |||||||||
| S'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur) Se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | miankina | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Tanosy] Maty (raha olon-dehibe) [1.78] | |||||||||
| Entry | miankìna (ankina) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb miankina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|