| Entry | ankina | |
| Part of speech | noun | |
| Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1] | ||
| Hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13] | ||
| [root] [1.2] | ||
| Appui, soutien, charge, responsabilité [1.3] | ||
| Axiome [1.13] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/06/01 |
|