| Entry |
miandalandalana
(andalandalana (andalana))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy [1.1]
|
| Examples |
| 1 | Miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit)
[1.3]
|
| 2 | Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany!
[2.499]
|
| 3 | Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra.
[2.296]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miandalandalana |
| Past : |
niandalandalana |
| Future : |
hiandalandalana |
| Imperative : |
miandalandelàna |
|
|