| Entry | miampify (ampify) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miampirina mba tsy ho be fiseho: Niampify tery an-joron-trano ilay zanany ka tsy hitan-dRakoto [1.1] | |||||||||
| To press against anything as if hiding. [1.2] | |||||||||
| To lean against, to take refuge with [1.7] | |||||||||
| S'appuyer contre; se réfugier auprès de [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|