| Entry |
miafara
(fara)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [1.1]
|
| | To be last, to be at the end. [1.2]
|
| | To terminate; to end up in a certain way [1.7]
|
| | Se terminer, finir, finir d'une certaine façon [1.8]
|
| Examples |
| 1 | raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny.
[2.470]
|
| 2 | Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina.
[2.5]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miafara |
| Past : |
niafara |
| Future : |
hiafara |
| Imperative : |
miafarà |
|
|
| Entry |
miafarà
(fara)
|
| Part of speech | imperative of active verb miafara
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|