Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
ma
to
ry
(
to
ry
)
Part of speech
active verb
Latsaka ao anatin' ny torimaso:
Aza mingadongadona fa matory ny marary
Mitovy hevitra:
mandamoka
~
mandry
~
mandry ilika
~
mandry mihohoka
~
mandry mihorirana
~
mandry mitsilany
~
mibafoka
~
mibonoka
~
midaboka
~
mifonoka
[
1.1
]
To sleep
[
1.7
]
Dormir
[
1.8
]
Examples
1
Dia nakimpiny indray ny masony, ka
natory
izy.
[
2.324
]
2
manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no
matory
.
[
2.470
]
3
na
matory
na tsy
matory
, tsy re ny moka.
[
2.472
]
4
Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise
natory
?
[
2.5
]
Morphology
Present :
ma
to
ry
Past :
na
to
ry
Future :
ha
to
ry
Imperative :
mato
ri
a
Updated on 2023/08/01