| Entry | marary (rary) | ||||||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||||||
| Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony Mijaly: Marary ny foko Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1] | |||||||||||||
| Ill [1.7] | |||||||||||||
| Malade [1.8] | |||||||||||||
| Vocabulary | |||||||||||||
| Examples |
| ||||||||||||
| Morphology |
| ||||||||||||
| Derivatives |
| ||||||||||||
| Updated on 2024/11/29 |
|