|
|
|
|

Entry harary (rary)
Part of speech morphological form of marary
Examples 
1Harary izy (Il sera malade) [1.20]
2Mety harary izy aty aoriana [2.424]

Entry harary (rary)
Part of speech noun
 Fanaintainana, fangirifiriana: Tsy tantiko ny hararin' ny nifiko [1.1]

Updated on 2024/11/29