| Entry | mankasitraka (sitraka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay [1.1] | |||||||||
| To find pleasing or acceptable; to thank [1.7] | |||||||||
| Approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8] | |||||||||
| Examples | Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo.
[2.324] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|