|
|
|
|

Entry tia
Part of speech active verb
 Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
 To love, to like [1.2]
 Aimer [1.3, 1.8]
 Affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : tia
Imperative : tiava
Analogs  mirona ~ miraiki-pitia ~ miraiki-po ~ mandala ~ mankamamy ~ mankafy ~ mankasitraka

Updated on 2025/02/12