| Entry |
mankatelina
(telina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [1.1]
|
| | To swallow; to approve; to express thanks for [1.7]
|
| | Approuver [1.3, 1.8]
|
| | Agréer, approuver avec satisfaction [1.3]
|
| | Apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà
[2.1022]
|
| 2 | Mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana.
[2.606]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mankatelina |
| Past : |
nankatelina |
| Future : |
hankatelina |
|
|