| Entry | manitakita (kitakita) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamelively, mandevilevy, tsy manao tsara fitondra [1.1] | |||||||||
| Synonyms | manakitakita | ||||||||
| Entry | manitakita (kitakita) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandroaka olona na zavatra amin-katezerana, miteny na mibedy olona tsy misy fitandroankaja [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manitakità (kitakita) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb manitakita | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2013/04/04 |
|