| Entry | kitakita | |
| Part of speech | noun | |
| Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1] | ||
| Action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous Action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3] | ||
| Examples | Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy.
[2.472] | |
| Derivatives |
| |
| Synonyms | kitakitaka | |
| Updated on 2017/04/02 |
|