| Entry |
mangotsoka
(hotsoka)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
|
| | To ache, as a boil or rheumatism [1.7]
|
| | Avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [1.8]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Present : |
mangotsoka |
| Past : |
nangotsoka |
| Future : |
hangotsoka |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
mangotsoka
(hotsoka)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Sentir vivement sa déception ( gaina)
[1.54]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Present : |
mangotsoka |
| Past : |
nangotsoka |
| Future : |
hangotsoka |
|
|