| Entry | mangotsokotsoka (hotsokotsoka (hotsoka)) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mangotsoka | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|