|
|
|
|

Entry gaina
Part of speech adjective
 Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ malazo molotra ~ mangaihay ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangetoka ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ mitokaiky ~ ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra [1.1]
 Disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2]
 Désappointé, décontenancé [1.3]

Entry gaina
Part of speech noun
 Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
 Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3]
Synonyms gaingaina [more frequent than gaina]

Updated on 2023/02/12