| Entry | mandringa (ringa) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany [1.1] | |||||||||
| To limp [1.7] | |||||||||
| Boiter, clocher [1.8] | |||||||||
| Vocabulary | ~ | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Article | Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | ||||||||
| Entry | mandringà (ringa) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mandringa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|