| Entry | milepaka (lepaka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka? Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|