| Entry |
mandranto
(ranto)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy [1.1]
|
| | To trade, to traffic, to engage in commerce. [1.2]
|
| | To travel about trading [1.7]
|
| | Trafiquer en voyageant [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Mandranto fianarana didy akanjo ny tanora.
[2.445]
|
| 2 | fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto
[2.131]
|
| 3 | Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka.
[1.437]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mandranto |
| Past : |
nandranto |
| Future : |
handranto |
| Imperative : |
mandrantoa |
|
|