|
|
|
|

Entry ranto
Part of speech noun
 Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. [1.1]
 Trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra [1.2]
 Trade done in travelling [1.7]
 Commerce d'un marchand ou collecteur ambulant [1.8]
Derivatives 

Entry ranto
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Tora-pasika amoron-dranomasina [1.78]
  [Sakalava] Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina [1.1]

Updated on 2023/07/22