|
|
|
|

Entry mandoza (loza)
Part of speech active verb
 Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka
Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy
Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [1.1]
 To do evil; to signal a coming calamity [1.7]
 Faire le mal; présager un malheur [1.8]
Examples Ny biby mandoza tsy tambo, Ny tazo mamely dia misy, Ka aza mandeha, sombin' aiko! [2.69]
Morphology 
Present : mandoza
Past : nandoza
Future : handoza
Imperative : mandozà

Entry mandoza
Part of speech active verb
  [Sihanaka] Manambady havana [1.78]

Entry mandoza
Part of speech active verb
  [Tanosy] Maka ankeriny (vehivavy) [1.78]

Entry mandozà (loza)
Part of speech imperative of active verb mandoza [Full list]
  [1.1]

Updated on 2023/01/20