| Entry |
mandodona
(dodona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo [1.1]
|
| | To urge, to press, to excite [1.7]
|
| | Presser, exciter à [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo.
[2.245]
|
| 2 | andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga"
[2.5]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mandodona |
| Past : |
nandodona |
| Future : |
handodona |
| Imperative : |
mandodòna |
|
|
| Entry |
mandodòna
(dodona)
|
| Part of speech | imperative of active verb mandodona
|
| | [1.1]
|
|