| Entry | mandingana (dingana) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy [1.1] | |||||||||
| To step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading [1.2] | |||||||||
| To step over; to leave out, to skip [1.7] | |||||||||
| Enjamber, franchir, sauter, omettre [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mandingàna (dingana) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mandingana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|