| Entry | dingana | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana:
Lava dingana ianao izany noho izaho Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1] | |||||
| A step, a leap [1.2, 1.7] | |||||
| Pas, enjambée [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Synonyms | dika ~ vikina | ||||
| Updated on 2023/08/11 |
|