|
|
|
|

Entry mandainga (lainga)
Part of speech active verb
 Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io
Mitovy hevitra: manao marina tsy to>
(mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga
Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso [1.1]
 To lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled [1.2]
 To lie, to be deceitful [1.7]
 Mentir, être faux [1.8]
Examples 
1Mandainga tsotra izao! [2.928]
2Izaho tsy mba mandainga! [2.298]
3tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [2.48]
Morphology 
Present : mandainga
Past : nandainga
Future : handainga
Imperative : mandaingà

Entry mandaingà (lainga)
Part of speech imperative of active verb mandainga [Full list]
  [1.1]

Updated on 2023/01/20