| Entry | lainga | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [1.1] | |||||
| A lie [1.2, 1.7] | |||||
| A falsehood [1.2] | |||||
| Mensonge [1.3, 1.8] | |||||
| Fausse apparence Figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Antonyms | marina | ||||
| Article | Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly | ||||
| Updated on 2025/01/08 |
|