| Entry | ramanavy | |
| Part of speech | noun | |
| Anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | manavy | |
| Analogs | fanihy | |
| Updated on 2009/02/23 |
|