| Entry |
manavia
(havia)
|
| Part of speech | active verb or adjective
|
| | Tsy hay atao tsara amim-pahakingana: Manavia ahy ny mandrafitra fa ny mamboatra ny milina no haiko [1.10]
|
| | Mampiasa ny tanana havia Mampanahirana, mampananosarotra, sarotra: Manavia ahy itý tohatra itý ~ Tsy manavia azy ny miteny anglisy Mahamenatra, manahirankirana: Manavia ahy io olona io [1.1]
|
| | Left, on the left side; to be unable to do a thing, to perplex. [1.2]
|
| | To be difficult or inconvenient for one [1.7]
|
| | etre difficile à faire; qu'on trouve incommode [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany.
[2.296]
|
| 2 | Mora taitra ny lazan-javatra ka very andro amin' izany, manavia azy ny asa-tena, hany ka manantena ny hafa fa malain-kisasatra.
[1.381]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manavia |
| Past : |
nanavia |
| Future : |
hanavia |
|
| Synonyms | |
| Antonyms |
|