| Entry | manavanana (havanana) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia Mahakinga: Manavanana azy ny miteny Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy. [1.1] | |||||||
| Right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands. [1.2] | |||||||
| To be easy, to be convenient for one [1.7] | |||||||
| être facile; qu'on trouve commode [1.8] | |||||||
| Examples | ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa.
[2.472] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Antonyms | manavia | ||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|