|
|
|
|

Entry havia
Part of speech noun
 Amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny havanana. [1.10]
 Amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1]
 The left side [1.2, 1.7]
 The left hand [1.7]
 La main gauche [1.3, 1.8]
 Le côté gauche [1.3, 1.8]
Examples 
1Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko. [2.499]
2Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245]
Derivatives 
Antonyms 

Entry havia
Part of speech noun
 Qui est inférieur en grade à un autre [1.3]
Synonyms haviany

Updated on 2023/06/05