|
|
|
|

Entry manao lambo manoha-dia
Part of speech locution
Elementary words manao, lambo, manohana, dia
 Mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy) [1.1]

Updated on 2023/05/21