|
|
|
|

Entry manao hitsin-dalana
Part of speech locution
Elementary words manao, hitsy, lalana
 Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky
Entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany [1.1]

Updated on 2025/10/11