|
|
|
|

Entry manao am-batonikaky
Part of speech locution
Elementary words manao, vato, ikaky
 Mandraikitra zavatra indray mandeha, ka tsy azo ovana intsony io; mihenahena amin' ny teny natao, toy ny mpivarotra tsy azo iadiam-barotra [1.1]

Updated on 2025/10/11