|
|
|
|

Entry manambina (tambina)
Part of speech active verb
 Manisy tambiny [1.1]
 Mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet [1.3]
Examples 
1Andro zoma no manambina ny alahamady. [1.381]
2Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana. [2.285]
Morphology 
Present : manambina
Past : nanambina
Future : hanambina
Imperative : manamna
Synonyms manatambina

Entry manambina (ambina)
Part of speech active verb
 Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka
Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra! [1.1]
 To prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes. [1.2]
 To make prosperous, to favor [1.7]
 Rendre prospère, favoriser [1.3, 1.8]
 Avoir sous sa protection [1.3]
Morphology 
Present : manambina
Past : nanambina
Future : hanambina
Imperative : manamna

Entry manamna (ambina)
Part of speech imperative of active verb manambina [Full list]

Entry manamna (tambina)
Part of speech imperative of active verb manambina [Full list]

Updated on 2025/02/15