| Entry |
ambina
|
| Part of speech | noun
|
| | Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1]
|
| | Watch, guard, patrol. See andry
[1.2]
|
| | A watch, a guard [1.7]
|
| | Action de garder, de surveiller [1.8]
|
| Examples | Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana.
[2.508]
|
|
| Entry |
ambina
|
| Part of speech | noun
|
| | Zara tsara, vintana tsara [1.1]
|
| | Used in the following: ambinina,
manambina
[1.2]
|
|