|
|
|
|

Entry manambaka (ambàka)
Part of speech active verb
 Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka
Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany
Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra [1.1]
 To deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent. [1.2]
 To defraud, to deceive [1.7]
 Tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant) [1.3]
 Tromper [1.8]
Examples 
1Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588]
2Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty. [2.298]
Morphology 
Present : manambaka
Past : nanambaka
Future : hanambaka
Imperative : manambaka

Entry manàmbaka
Part of speech active verb
  [Bara] Manavaka [1.78]

Entry manambaka
Part of speech active verb
  [Sihanaka] Fomba fitolon'omby [1.78]

Entry manambaka (ambaka)
Part of speech imperative of active verb manambaka [Full list]

Updated on 2023/01/20