|
|
|
|

Entry ambàka
Part of speech noun
 ( ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [1.1]
 Balbutiement, embarras [1.3]
Derivatives 
Synonyms ambakavaka

Entry ambaka
Part of speech noun
  [Tsimihety] Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony [1.1]

Entry ambaka
Part of speech adjective
 Excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) [1.2]
 Inferior to [1.7]
 Inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) [1.3]
 Inférieur [1.8]

Entry ambàka
Part of speech noun
 Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao [1.1]
 Root not used. See fitaka [1.2]
 Tromperie, tricherie, fraude [1.3]
Derivatives 

Entry ambaka
Part of speech adjective
  [Provincial] Of the same volume or bulk [1.2]
  [Tankarana] Comme. [1.19]

Entry ambaka
Part of speech adjective
  [Betsileo] Tsy mahay, bado [1.78]

Updated on 2023/10/26