|
|
|
|

Entry manaha (haha)
Part of speech active verb
  [Tanosy] Mamaha, manala fatotra, miempo [1.78]
 Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany
Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina
Manasaratsaraka: Manaha kofehy
Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy
Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1]
 To untie, to unloose. [1.2]
 Délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [1.3]
Examples koa izay mamoifo no manaha [2.857]
Morphology 
Present : manaha
Past : nanaha
Future : hanaha
Imperative : manahà

Entry manaha (taha)
Part of speech active verb
 Manome zavatra hatao taha na onitra [1.1]
Morphology 
Present : manaha
Past : nanaha
Future : hanaha
Imperative : manahà

Entry manahà (haha)
Part of speech imperative of active verb manaha [Full list]

Entry manahà (taha)
Part of speech imperative of active verb manaha [Full list]

Updated on 2023/03/04